Teny iditra fitronana (trona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan' ny kisoa
Fisatrasatrana tsy avy miaina: Tsy te hihaino ny fitronan' ny olona marary mafy aho [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05