Teny iditra fitrosana (trosa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05