Teny iditra fitrosina (trosina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mitrosina, izany hoe mianjera miantoraka any anoloana, na mangataka miambezo, na mikohaka izaitsizy, toetran' ny zavatra mikoa, mihotsaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23