Teny iditra fitrosinana (trosina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan' ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay
¶ Fianjerana miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany: Vaky ra ny handrin' i dadabe noho ny fitrosinany tamin' ny tany
¶ Fiambezoana mafy: Tsy anerany ioatra ny fitrosinan' ityỳ zaza itỳ amin-dreniny
¶ Fikohafana izaitsizy: Tsy mahita tory mihitsy aho amin' ny fitrosinan' io marary io rahalina [Rajemisa 1985]

2009/02/23