Teny iditra fitsaboana (tsabo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy medical care and nursing [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay soins médicaux [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [Fagereng: Tantara]
2Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [Rabemolaly: Fary]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31