Teny iditra fitsahana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] (fitsahaña) fitana [Rakotosaona 1975]
  [Taimoro] fitana rano [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] fitana (rano tetezana, ets), toerana fitana amin'ny vavarano [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] fitana [Rakotosaona 1975]
 toerana fiampitana rano [SLP 1986]
Fandikana frantsay gué [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fitsaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31