Teny iditra | fitsaharana (tsahatra) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fijanonana: Ny fitsaharan' ny rivotra no nahatonga anay handeha Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A pause, rest [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Pause, repos [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: fitsaharana ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra | fitsaharana, tsara fanahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |