Teny iditra fitsaikona (tsaikona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny soavaly mitsaikona, izany hoe mandeha haingana tsy manipy tanana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05