Teny iditra fitsamontsamonana (tsamontsamona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanapoapoahana na fampitsefotseforana ny molotra rehefa mihinana: Mitory tsy fahalalam-pomba ny fitsamontsamonana eo ampihinanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05