Teny iditra fitsangantsanganana (tsangantsangana (tsangana))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehandehanana atsỳ sy ary an-tongotra na anaty fiara mba haka rivotra na hiala voly
Toerana faleha mitsangantsangana: Misy fitsangantsanganana mahafinaritra eny Ambodiatafana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20