Teny iditra fitsara (tsara)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety
Azo tsaraina [1.1]
Ohatra Fa raha izany, hataon' Andriamanitra ahoana no fitsara izao tontolo izao? [2.996]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14