Teny iditra | fitsaraingonana (tsaraingona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' olona Fanapahana tenin' olona, fitsatsaingohana Fitsabahana amin' ny raharahan' olona [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |