Teny iditra fitsara-mizana (tsara, mizana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra lahi-mizana

2011/01/12