Teny iditra fitsarapaka (tsarapaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mitsarapaka, izany hoe mianjera na mibolisatra tampoka ao anaty lavaka na fandrika [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23