Teny iditra fitsatoka (tsatoka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra mitsatoka, izany hoe milentika miraikitra tsy afa-mihetsika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsatoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   aplomb [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   fijoro

2010/05/06