Teny iditra fitsembohana (tsemboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisasarana, fisahiranana mafy dia mafy: Aiza ka dia ho very maina ny fitsembohako tamin' ny nanabe azy? [Rajemisa 1985]

2009/02/23