Teny iditra | fitsentsefana (tsentsitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitrohana ranon-javatra amin' ny vava, fitrohana ny ao anaty zavatra: Ny fitsentsefan' ny renitantely ny mamin' ny voninkazo no anaovany ny maminy Fihinanana ny soa: Ny fitsentsefan' ny mpanjana-tany ny zanatany no ifikirany mafy aminy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Absorption, exploitation [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |