Teny iditra | fitsetsatsetsa (tsetsatsetsa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny afo mitsetsatsetsa, izany hoe mirefodrefotra noho izy voatondra-drano na menaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Grésillement [1.13] | |
Voambolana | Feo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |