Teny iditra fitsetsoka (tsetsoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mitsetsoka, fomba enti-mitsetsoka, izany hoe manao teny tsy misy kitotony, mipentsompentsom-bava, mitsaontsaom-bava [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05