Teny iditra fitsiatsia (tsiatsia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka
Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05