Teny iditra fitsidika (tsidika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsidika, izany hoe mamangy miserana fotsiny [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsidika (tsidika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsidihina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23