Teny iditra fitsikala (tsikala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra misy tsikalana na aro mba tsy hipetahany mivantana amin' ny tany [1.1]
Tovy hevitra fitsikalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05