Teny iditra fitsikanikany (tsikanikany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mitsikanikany, izany hoe mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05