Teny iditra fitsikera (tsikera (kera))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsikera, izany hoe manao izay tsy hifatraran' ny zavatra iray, manasaratsaraka, mivaofy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay état de ce qui est divisé, détaché, espacé [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/01/20