Teny iditra fitsikerana (tsikera (kera))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton' ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina azy haingana [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   l'état de ce qui est détaché, espacé, clair, la cause [Abinal 1888]

Teny iditra fitsikerana (tsikera (kera))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaratsarahana, fivoasana: Fitsikerana lahatsoratra [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   analyse [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
   critique [Rajaonarimanana 1995]

Nohavaozina tamin' ny 2015/01/20