Teny iditra | fitsikiakianana (tsikiakia) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro tamin' ny fitsikiakianan' io tovolahy io [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |