Teny iditra fitsikiloana (tsikilo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon' ny olona iray, nefa tsy hitany; fitarafana, fizahana taratra: Raharaha sarotra ny fitsikiloana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05