Teny iditra fitsikoinkoina (tsikoinkoina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona mitsikoinkoina, izany hoe mitaraindraina, mimoimoy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20