Teny iditra fitsilailaizana (tsilailay)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy ny fitsilailaizana eny ambony ahitra
¶ Fitaredretrana, fitsiredaredana: Ny fitsilailaizana fomban' ny kamo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23