Teny iditra fitsimbinana (tsimbina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitandremana, fikarakarana tsara, fiahiana: Ny fitsimbinana ny kamboty
¶ Fanaovana izay tsy hahasimba na hahakely, fitandrovana: Ho fitsimbinana ny voninahitrao no nanaovako izao
¶ Fanampiana, fanasoavana, na fiantrana: Ataovy itỳ ho fitsimbinana ny mahantra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23