Teny iditra fitsindroka (tsindroka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitsindroka, izany hoe mitsaingoka voanjavatra amin' ny tany (vorona), na mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05