Teny iditra fitsinganga (tsinganga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsinganga, izany hoe miainga ila: Maharatsy ny bikan' ny lohanao ny fitsingangan' ny volonao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05