Teny iditra fitsingatotra (tsingatotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao mianjera na lavo mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05