Teny iditra fitsingerenana (herina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiherenan' ny andro anankiray isan-taona: Niantso ny namany Rakoto tamin' ny fitsingerenan' ny andro nahaterahany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the return of something that comes around periodically [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le retour de ce qui revient régulièrement ; anniversaire [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23