Teny iditra fitsingevina (tsingevina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mitsingevina, izany hoe mikivilivily, misavilivily, na mikiraviravy, mikirazorazo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20