Teny iditra fitsinginana (tsingina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandraisana (zavatra) amin' ny loha rantsana: Nahasosotra ahy ny fitsinginany ilay taratasy nomeko azy, ohatra ny dia zavatra maloto
Fakana izay voafihina amin' ny loha rantsana, izany hoe zavatra pitiny kely [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20