Teny iditra fitsingozahoza (tsingozahoza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mitsingozahoza, izany hoe reraka tsy afaka mandeha mijoro tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05