Teny iditra fitsinjovana (tsinjo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitazanana lavitra, fitazanana avy ambony: Avy eny an-tampon' Ankaratra no fitsinjovana tsara indrindra an' Antananarivo
¶ Fitandremana, fiambenana: Nankinina tamin' Ikoto ny fitsinjovana ny vorona sao lasa
¶ Fikarakarana lavitra: Adidinao ny fitsinjovana ny zandrinao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the act of overlooking from afar
¶ care, supervision [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action de regarder au loin
¶ soins [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31