Teny iditra fitsirendrena (tsirendrena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mirendrena, izany hoe mandeha atsy mandeha aroa mivembena toy ny olona ta hatory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05