Teny iditra fitsitsy (tsitsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, mandala [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsitsy (tsitsy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsitsina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23