Teny iditra fitsoitsoy (tsoitsoy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na zavatra (volo) mitsoitsoy, izany hoe vonton-drano ka mifitsaka ary mitete rano [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05