Teny iditra |
 |
fitsoka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [Richardson 1885]
|
Famaritana frantsay | |
action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [Abinal 1888]
|
Sampanteny | |
|
Teny iditra |
 |
fitsoka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy ¶ Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
[Provincial]
whistling in a jocular manner [Richardson 1885]
|
Ohatra | |
Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra; [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 69]
|
|