Teny iditra fitsopitsopiana (tsopitsopy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahalefadefahan' ny hazavana: Arakaraka ny fanatonan' ny maraina no anamarihana ny fitsopitsopian' ny kintana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05