Teny iditra fitsorana (tsotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe
Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05