Teny iditra fivaditsoratra (vadika, soratra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy anagram, a word or phrase made from another by rearranging the letters:
(1) lamokana / manakalo / manaloka / manolaka / nalamako / nalamoka / namalako / namolaka ;
(2) mamono voalavo / olona mavomavo
[3.1]
Famaritana frantsay anagramme: ato / ota / tao / toa [Rakotonaivo 1993]
Voambolana 

2019/01/19