Teny iditra fivahovaho (vahovaho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mivahovaho, na mihararetra; fiakanakana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Manière de trembler [Abinal 1888]

2016/07/31