Teny iditra fivalanana (valana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy The descent of a river [Richardson 1885]
Teny mifanohi-kevitra 
Mpanahaka  anava

Teny iditra fivalanana (valana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangerena, na koa ny faikan' ny sakafo izay avoakan' ny zavamananaina avy amin' ny tsinainy
Mitovy hevitra: diky ~ tay [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Betsileo, Merina] (racine valana : écoulement rapide de liquide). Nom poli des excréments, selles (les noms vulgaires sont diky et tay). S'emploie aussi dans le sens de purge, produit purgatif. (voir fampivalanana, plus correct). [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31