Teny iditra fivarerahana (vareraka (reraka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiborotsahan' ny akanjo mirefarefa: Oadray itỳ fivorerahan' ny akanjon' Ikoto!
Fiboretahana kivy sy ketraka tsy mampiseho herin-tsaina: Akory ny fivarerahan-dRasoa nandre ny tsy fahafahan' ny zanany fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le débraillement, le découragement, le motif du débraillement ou découragement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20