Teny iditra fivarotana (varotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanakalozana vola ny zavatra, fandrantoana, firantoana: Ilana fahaizana ny fivarotana fa tsy ataotaofoana akory
Toerana anaovana varotra: Itsy andrefana itsy ny fivarotan' i dadatoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of selling; a shop [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de vendre, commerce; magasin de vente [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fivarotana, fivarotako, fivarotanao, fivarotany, fivarotantsika, fivarotanay, fivarotanareo, fivarotan', fivarotan-, fivarotam-, fivarota-
Tovonana : -pivarotana, -pivarotako, -pivarotanao, -pivarotany, -pivarotantsika, -pivarotanay, -pivarotanareo, -pivarotan', -pivarotan-, -pivarotam-, -pivarota-
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11