Teny iditra fivazizo (vazizo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona mivazizo, izany hoe mitaria tsisy farany, mitomany lavareny mahasosotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05